Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Korintiana 2:11 - Baiboly Katolika

11 Iza àry no hahalala izay ao am-pon’ny olona, afa-tsy ny fanahiny izay ao anatiny ihany? Toy izany koa, tsy misy mahalala izay ao anatin’Andriamanitra afa-tsy ny Fanahin’Andriamanitra ihany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

11 Fa iza no olona mahalala izay momba ny olona afa-tsy ny fanahin’ny olona izay ao anatiny ihany? Ary toy izany koa, tsy misy mahalala izay momba an’Andriamanitra afa-tsy ny Fanahin’Andriamanitra ihany.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

11 Raha samy olombelona izao, dia ny fanahin’ny olona ao anatiny ao ihany no mahalala izao ao am-pon’ilay olona; ary toy izany koa, ny Fanahin’Andriamanitra ihany no mahafantatra izay ao am-pon’Andriamanitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 Raha samy olombelona izao, dia ny fanahin’ny olona ao anatiny ao ihany no mahalala izao ao am-pon’ilay olona; ary toy izany koa, ny Fanahin’Andriamanitra ihany no mahafantatra izay ao am-pon’Andriamanitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

11 Fa iza no olona mahalala ny ao am-pon’olona, afa-tsy ny fanahin’ny olona izay ao anatiny ihany? Ary toy izany koa, tsy misy mahalala ny ao am-pon’Andriamanitra afa-tsy ny Fanahin’Andriamanitra ihany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

11 Fa iza no olona mahalala ny ao am-pon'olona, afa-tsy ny fanahin'ny olona izay ao anatiny ihany? Ary toy izany koa, tsy misy mahalala ny ao am-pon'Andriamanitra afa-tsy ny Fanahin'Andriamanitra ihany.

Jereo ny toko dika mitovy




1Korintiana 2:11
8 Rohy Ifampitohizana  

Nanatrika ny fivoriam-pisainan’Andriamanitra va ianao? Voarombakao ho anao irery va ny fahendrena?


Ny alahelon’ny fo, izy ihany no mahalala; ny hafaliany koa, tsy hain’ny hafa iombonana.


Jiron’i Iaveh, ny fanahin’ny olombelona maninteraka hatrany anatin’ny fo.


Rano lalina ny fisainana ao am-pon’ny olona; fa ny olona manan-tsaina dia hanovo azy ao.


Mamitaka mihoatra noho ny zavatra rehetra ny fo, sady simba: iza no hahalala azy?


Fa ny anankiray omen’ny Fanahy teny fahendrena, ny anankiray teny fahalalana, araka io Fanahy io ihany;


Tamintsika no nanambaràn’Andriamanitra izany tamin’ny Fanahiny; satria mahafantatra ny zavatra rehetra ny Fanahy, na dia izay lalina indrindra ao amin’Andriamanitra aza.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra