Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Korintiana 12:1 - Baiboly Katolika

1 Ary ny amin’ny fanomezam-pahasoavana, ry kristianina havana, dia tsy tiako ny tsy hahalalanareo izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

1 Ny amin’ny zavatra ara-panahy, ry rahalahy, dia tsy tiako tsy ho fantatrareo izany.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

1 Izaho kosa, ry havako, ny amin’ireo fanomezan’ny Fanahy Masina: Irîko ny hahalalanareo ireo fanomezana ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Izaho kosa, ry havako, ny amin’ireo fanomezan’ny Fanahy Masina: Irîko ny hahalalanareo ireo fanomezana ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

1 ARY ny amin’ny zava-panahy, ry rahalahy, dia tsy tiako tsy ho fantatrareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

1 Ary ny amin'ny zava-panahy, ry rahalahy, dia tsy tiako tsy ho fantatrareo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

1 Ny amin’ny zavatra ara-panahy, ry rahalahy, dia tsy tiako tsy ho fantatrareo izany.

Jereo ny toko dika mitovy




1Korintiana 12:1
9 Rohy Ifampitohizana  

Tsy tiako tsy ho fantatrareo, ry kristianina havana, fa imbetsaka no saika hankany aminareo aho (saingy azon-tsampona mandraka ankehitriny), mba hijinjako vokatra kely aminareo, toy ny amin’ny Jentily sasany koa.


Fa tsy tiako tsy ho fantatrareo, ry kristianina havana, fa tambanin’ny rahona ny razantsika rehetra; namaky ny ranomasina izy rehetra;


Raha misy manao azy ho mpaminany, na manana ny Fanahy, dia aoka ho fantany tsara fa didin’ny Tompo izay soratako ho anareo,


Tsy tianay tsy ho fantatrareo, ry kristianina havana, ny amin’ny fahoriana nanjò anay tany Azia, fa novesarana tsy eran’aina sy tafahoatra ny zakanay izahay, ka efa tsy nanampò izay ho velona intsony;


Dia Izy no nanome ny sasany ho Apôstôly, ny sasany ho mpaminany, ny sasany ho evanjelista, ary ny sasany ho mpiandry sy mpampianatra,


Ary tsy tianay ny tsy hahafantaranareo ny amin’izay efa nody mandry, sao dia malahelo toy ny sasany tsy manam-panantenana koa ianareo.


Izao zavatra iray loha izao anefa no aoka ho fantatrareo, ry malala: amin’ny Tompo, ny indray andro dia hoatra ny arivo taona, ary ny arivo taona dia hoatra ny indray andro.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra