1Korintiana 11:4 - Baiboly Katolika4 Ny lehilahy rehetra mivavaka na maminany, dia manala baraka ny lohany raha misaron-doha; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Ny lehilahy rehetra, raha mivavaka na maminany ka misaron-doha, dia mahafa-boninahitra ny lohany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA4 Raha misy lehilahy misaron-doha rehefa mivavaka na rehefa milaza hafatra avy amin’Andriamanitra mandritra ny fanompoam-pivavahana, dia manala baràka an’i Kristy! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Raha misy lehilahy misaron-doha rehefa mivavaka na rehefa milaza hafatra avy amin’Andriamanitra mandritra ny fanompoam-pivavahana, dia manala baràka an’i Kristy! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Ny lehilahy rehetra, raha mivavaka na maminany ka misaron-doha, dia mahafa-boninahitra ny lohany. Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Ny lehilahy rehetra, raha mivavaka na maminany ka misaron-doha, dia mahafa-boninahitra ny lohany. Jereo ny toko |