1Timoty 6:19 - Baiboly Katolika19 dia hihary fanorenana tsara ho an’ny tenany ho amin’ny andro ho avy izy, izay hahazoany manana ny tena fiainana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 dia hihary fanorenana tsara ho an’ny tenany ho amin’ny andro ho avy izy mba hihazonany ny tena fiainana. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA19 dia hamory raki-tsoa ho an’ny tenany izy hanorenany tsara ny ho avy, ka hahazoany ny tena fiainana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 dia hamory raki-tsoa ho an’ny tenany izy hanorenany tsara ny ho avy, ka hahazoany ny tena fiainana. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 ka dia hihary fanorenana tsara ho an’ny tenany ho amin’ny andro ho avy, mba hihazonany ny tena fiainana. Jereo ny tokoMalagasy Bible19 ka dia hihary fanorenana tsara ho an'ny tenany ho amin'ny andro ho avy, mba hihazonany ny tena fiainana. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache19 dia hihary fanorenana tsara ho an’ny tenany ho amin’ny andro ho avy izy mba hihazonany ny tena fiainana. Jereo ny toko |