1Timoty 6:14 - Baiboly Katolika14 tahirizo tsy hanam-pentina na hisy tsiny ny didy, hatramin’ny fisehoan’i Jesoa Kristy Tompontsika, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 mba hotahirizinao tsy hanan-tsiny amam-pondro hatramin’ny fisehoan’i Jesosy Kristy Tompontsika ireo didy ireo; Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA14 tandremo tsy hanan-tsiny amam-pondro izany baiko izany mandra-piavin’ilay andro hisehoan’ilay Jesoa Kristy Tompontsika. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 tandremo tsy hanan-tsiny amam-pondro izany baiko izany mandra-piavin’ilay andro hisehoan’ilay Jesoa Kristy Tompontsika. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 mba hotehirizinao tsy hanan-tsiny amam-pondro hatramin’ny fisehoan’i Jesosy Kristy Tompontsika izany didy izany; Jereo ny tokoMalagasy Bible14 mba hotehirizinao tsy hanan-tsiny amam-pondro hatramin'ny fisehoan'i Jesosy Kristy Tompontsika izany didy izany; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 mba hotahirizinao tsy hanan-tsiny amam-pondro hatramin’ny fisehoan’i Jesosy Kristy Tompontsika ireo didy ireo; Jereo ny toko |