1Jaona 2:10 - Baiboly Katolika10 Izay tia ny namany no mitoetra ao amin’ny mazava, ka tsy misy fanafintohinana ao aminy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Izay tia ny rahalahiny no mitoetra ao amin’ny mazava ka tsy misy fahatafintohinana ao aminy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA10 Izay tia ny namany iray finoana no mitoetra ao amin’ny fahazavana, ka tsy misy zavatra mitaona ny hafa amin’ny ratsy ao aminy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Izay tia ny namany iray finoana no mitoetra ao amin’ny fahazavana, ka tsy misy zavatra mitaona ny hafa amin’ny ratsy ao aminy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Izay tia ny rahalahiny no mitoetra ao amin’ny mazava, ka tsy misy fahatafintohinana ao aminy. Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Izay tia ny rahalahiny no mitoetra ao amin'ny mazava, ka tsy misy fahatafintohinana ao aminy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache10 Izay tia ny rahalahiny no mitoetra ao amin’ny mazava ka tsy misy fahatafintohinana ao aminy. Jereo ny toko |
Rehefa afaka indroa andro dia hataony velona indray isika; amin’ny andro fahatelo dia hatsangany isika, ka ho velona eo anatrehany. Mahalalà isika, mikeleza aina hahalala an’i Iaveh isika. Mahatoky, toy ny an’ny maraina, ny fiposahany; ary ho avy amintsika toy ny tandrifin-drahona toy ny fara orana manamando ny tany.