Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 26:8 - Baiboly Katolika

8 Ireo rehetra ireo, dia samy zanak’i Obededôma; 62 izy mbamin’ny zanany aman-drahalahiny no avy amin’i Obededôma, samy lehilahy matanjaka sy be herim-po amin’ny fanompoana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 Ireo rehetra ireo no avy tamin’ny zanak’i Obeda-Edoma, dia izy sy ny zanany sy ny rahalahiny, izay samy lehilahy mahery sady matanjaka amin’ny fanompoany; roa amby enimpolo no an’i Obeda-Edoma.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

8 Anisan’ny taranak’i Hôbeda-Edôma ireo rehetra ireo. Ny taranaka ombàn-janaka sy havana dia nisy 62 lahy ny an’i Hôbeda-Edôma no mpiandry vavahady: samy olom-banona avokoa sady mahery fo amin’ny fanompoany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Anisan’ny taranak’i Hôbeda-Edôma ireo rehetra ireo. Ny taranaka ombàn-janaka sy havana dia nisy 62 lahy ny an’i Hôbeda-Edôma no mpiandry vavahady: samy olom-banona avokoa sady mahery fo amin’ny fanompoany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 Ireo rehetra ireo no avy tamin’ny zanak’i Obed-edoma, dia izy sy ny zanany sy ny rahalahiny, izay samy lehilahy mahery sady matanjaka amin’ny fanompoany; roa amby enim-polo no an’i Obed-edoma.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 Ireo rehetra ireo no avy tamin'ny zanak'i Obededoma, dia izy sy ny zanany sy ny rahalahiny, izay samy lehilahy mahery sady matanjaka amin'ny fanompoany; roa amby enim-polo no an'i Obed-edoma.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

8 Ireo rehetra ireo no avy tamin’ny zanak’i Obeda-Edoma, dia izy sy ny zanany sy ny rahalahiny, izay samy lehilahy mahery sady matanjaka amin’ny fanompoany; roa amby enimpolo no an’i Obeda-Edoma.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 26:8
7 Rohy Ifampitohizana  

Koa i Davida tsy nety nandray ny Fiaran’i Iaveh ho any aminy, any an-tanànan’i Davida, fa nasain’i Davida nentina nankany an-tranon’i Obededôma, any Geta, ny Fiara.


Zanaka lahin’i Semeiàsa: i Otnì, i Rafaely, i Obeda, i Elzabada mbamin’ireo rahalahiny, samy lehilahy mahery fo, ary i Eliò sy i Samakiasa.


Nanan-janaka aman-drahalahy i Meselemià, izay samy lehilahy mahery fo; 18 izy.


Ny anankiray nomeny talenta dimy, ny anankiray roa, ary ny anankiray iray, samy araka izay fahaizany avy; dia lasa nandeha izy.


Izy ihany koa no maha-ampy anay ho mpandraharaha amin’ny fanekena vaovao, tsy mpandraharaha amin’ny soratra anefa, fa mpandraharaha amin’ny fanahy, satria ny soratra mahafaty, fa ny fanahy no mahavelona.


Izay miteny aoka ho toy ny milaza ny tenin’Andriamanitra; izay manana fandraharahana, aoka ho toy ny omban’Andriamanitra fitahiana, mba hankalaza an’Andriamanitra amin’ny zavatra rehetra, amin’ny alalan’i Jesoa Kristy, Izay Tompon’ny voninahitra sy ny fahefana mandrakizay mandrakizay. Amen.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra