Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 26:5 - Baiboly Katolika

5 i Amiela fahenina, i Isakara fahafito, i Folatì fahavalo: fa nohasoavin’Andriamanitra i Obededôma.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 i Amiela, fahenina; Isakara, fahafito ary i Peoletahy, faralahy; fa Andriamanitra efa nitahy azy.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

5 i Hamiela fahenina, i Jisakara fahafito, i Peholetahy faralahy; fa Andriamanitra efa nitahy an’i Hôbeda-Edôma.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 i Hamiela fahenina, i Jisakara fahafito, i Peholetahy faralahy; fa Andriamanitra efa nitahy an’i Hôbeda-Edôma.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 sy Amiela, fahenina, sy Isakara, fahafito, sy Peoletahy, faralahy; fa Andriamanitra efa nitahy azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 sy Amiela, fahenina, sy Isakara, fahafito, sy Peoletahy, faralahy; fa Andriamanitra efa nitahy azy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

5 i Amiela, fahenina; Isakara, fahafito ary i Peoletahy, faralahy; fa Andriamanitra efa nitahy azy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 26:5
5 Rohy Ifampitohizana  

Nisy olona tonga nilaza tamin’i Davida mpanjaka nanao hoe: «Nambinin’i Iaveh ny ankohonan’i Obededôma sy ny ananany rehetra, noho ny amin’ny Fiaran’Andriamanitra.» Dia niainga nandeha i Davida, ka nampiakatra ny Fiaran’Andriamanitra avy any an-tranon’i Obededôma ho any an-tanànan’i Davida, nomba-mpanotrona maro niravoravo.


Dia nipetraka telo volana tao amin’ny ankohonan’i Obededôma tao an-tranony, ny fiaran’Andriamanitra; ary nambinin’i Iaveh ny ankohonan’i Obededôma mbamin’ny ananany rehetra.


Zanaka lahin’i Obededôma: i Semeiàsa lahimatoa, i Jôzabada faharoa, i Jôahà fahatelo, i Sakara fahefatra, i Natanaely fahadimy,


I Semeiàsa zanany lahy niteraka zazalahy, izay samy tonga filohany tamin’ny fianakavian-drainy, fa lehilahy mahery fo izy ireo.


Fihirana fiakarana. Sambatra ny lehilahy matahotra an’i Iaveh, izay mandeha amin’ny lalany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra