Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 25:24 - Baiboly Katolika

24 ny faha-17, an’i Jesbakasà mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny: 12;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

24 ny fahafito amby folo dia an’i Josbekasa, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

24 ny fahafito ambin’ny folo an’i Josbekasa, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin’ny folo;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

24 ny fahafito ambin'ny folo an'i Josbekasa, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin'ny folo;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

24 ny fahafito amby folo dia an’i Josbekasa, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo;

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 25:24
2 Rohy Ifampitohizana  

ny faha-16, an’i Hananiasa mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny: 12;


ny faha-18, an’i Hananì mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny: 12;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra