1Tantara 25:19 - Baiboly Katolika19 ny faha-12, an’i Hasabiasa mbamin’ireo zanany aman-drahalahiny: 12; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 ny faharoa amby folo dia an’i Hasabia, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 ny faharoa ambin’ny folo an’i Hasabia, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin’ny folo; Jereo ny tokoMalagasy Bible19 ny faharoa ambin'ny folo an'i Hasabia, izy mbamin'ny zanany sy ny rahalahiny, dia roa ambin'ny folo; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache19 ny faharoa amby folo dia an’i Hasabia, izy mbamin’ny zanany sy ny rahalahiny: Roa amby folo; Jereo ny toko |