Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 22:4 - Baiboly Katolika

4 hazo sedera tsy hita isa, fa nanateran’ny Sidonianina sy ny Tirianina hazo sedera sesehena, i Davida.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 sy hazo sedera tsy hita isa koa; fa ny mponina tany Sidona sy Tiro dia nitondra hazo sedera betsaka ho any amin’i Davida.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

4 ary hazo sedera tsy hita isa, fa nitondran’ny Tsidônianina sy ny Tirianina hazo sedera betsaka i Davida.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 ary hazo sedera tsy hita isa, fa nitondran’ny Tsidônianina sy ny Tirianina hazo sedera betsaka i Davida.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 sy hazo sedera tsy hita isa; fa ny mponina tany Sidona sy Tyro nitondra hazo sedera betsaka ho any amin’i Davida.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 sy hazo sedera tsy hita isa; fa ny mponina tany Sidona sy Tyro nitondra hazo sedera betsaka ho any amin'i Davida.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

4 sy hazo sedera tsy hita isa koa; fa ny mponina tany Sidona sy Tiro dia nitondra hazo sedera betsaka ho any amin’i Davida.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 22:4
5 Rohy Ifampitohizana  

Nandefa iraka nankany amin’i Davida i Hirama mpanjakan’i Tira, sy nampitondra hazo sedera, ary naniraka mpandrafitra sy tambato hanao trano ho an’i Davida.


Fa indro aho manangana trano ho an’ny Anaran’i Iaveh Andriamanitrao, izay hohamasiniko ho Azy, mba handoroana zava-manitra tsara fofona eo anatrehany, hasiana ny mofo apetraka tsy tapaka, hanolorana ny sorona dorana ny maraina sy ny hariva, sy amin’ny sabata, ny voalohan’ny volana, ny fetin’i Iaveh Andriamanitray, araka ny lalàna voadidy harahin’i Israely mandrakizay.


Nomem-bola ny mpipai-bato ama-mpandrafitra: nomen-kanina amam-pisotro sy diloilo koa ny Sidonianina sy ny Tirianina, mba hitondrany ny hazo sedera avy any Libàna amin’ny ranomasina, hatreo Jôpe, araka ny fanomezan-dalana azo tamin’i Sirosa mpanjakan’i Persa.


Midadasika toa lohasaha, Tahaka ny zaridaina amoron’ny ony, Tahaka ny aloesy nambolen’i Iaveh, Tahaka ny sedera amoron-drano!


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra