Zakaria 8:1 - DIEM PROTESTANTA Ary nisy tenin’ny TOMPOn’izao rehetra izao tamiko nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary tonga ny tenin’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao hoe: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary nisy tenin’ny TOMPOn’izao rehetra izao tamiko nanao hoe: Baiboly Katolika Tonga ny tenin’i Iavehn’ny tafika, nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy Ary tonga ny tenin’i Jehovah, Tompon’ny maro, nanao hoe: Malagasy Bible Ary tonga ny tenin'i Jehovah, Tompon'ny maro, nanao hoe: La Bible en Malgache Ary tonga ny tenin’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao hoe: |
Fa naeliko ho any amin’ny firenena isan-tokony izay tsy fantany akory izy. Tany lao no sisa navelany taoriany, ka tsy nivezivezen’olona intsony. Ary ilay taniny nahafinaritra iny dia nataony tonga taniefitra.»
«Izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao: Miredaredam-pitiavana an’i Tsiôna Aho; eny, miredaredam-pitiavana fatratra azy Aho.