Ary hoy ny TOMPO tamiko: –Mandraisa takela-tanimanga iray lehibe, dia soraty araka ny fanaon’ny olona izao: «Ho an’i Mahera-Salala-Hasy-Baza» na hoe «Ho an’i Faingàna hamabo-Dodòna handroba.»
Zakaria 5:1 - DIEM PROTESTANTA Nanopy maso indray aho, ka indro hitako nisy horonam-boky manidina. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia natopiko indray ny masoko ka hitako fa indro, horonan-taratasy manidina iray. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nanopy maso indray aho, ka indro hitako nisy horonam-boky manidina. Baiboly Katolika Natopiko indray ny masoko, ka nahita aho: Ary indro nisy horonan-taratasy nanidina. Baiboly Protestanta Malagasy DIA natopiko indray ny masoko, ka hitako fa, indro, nisy horonan-taratasy manidina. Malagasy Bible Dia natopiko indray ny masoko, ka hitako fa, indro, nisy horonan-taratasy manidina. La Bible en Malgache Dia natopiko indray ny masoko ka hitako fa indro, horonan-taratasy manidina iray. |
Ary hoy ny TOMPO tamiko: –Mandraisa takela-tanimanga iray lehibe, dia soraty araka ny fanaon’ny olona izao: «Ho an’i Mahera-Salala-Hasy-Baza» na hoe «Ho an’i Faingàna hamabo-Dodòna handroba.»
Ary nanontanian’ilay anjely aho hoe: –Inona no hitanao? Dia hoy aho namaly: –Mahita horonam-boky manidina aho: folo metatra ny lavany ary dimy metatra ny sakany.
ary nitana horonamboky kely mivelatra izy teny an-tanany. Nasabakan’io anjely io ny tongony, ka ny ankavanana napetrany teo amin’ny ranomasina ary ny ankavia napetrany teo amin’ny tany.