Fa ny Levita kosa dia hitoby manodidina ny Fonena-masina mba tsy hirehitra amin’ny fiangonan’ny Israelita ny fahatezerako.»
Nomery 3:23 - DIEM PROTESTANTA Nitoby teo ivohon’ny Fonena-masina, teo andrefany, ny Gersônita. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny fianakavian’ny Gersonita dia hitoby eo ivohon’ny tabernakely, avy eo andrefany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nitoby teo ivohon’ny Fonena-masina, teo andrefany, ny Gersônita. Baiboly Katolika Eo ivohon’ny Fonenana, amin’ny lafiny andrefana, no nitobian’ny Gersônita. Baiboly Protestanta Malagasy Ny fokon’ny Gersonita dia hitoby eo ivohon’ny tabernakely, dia eo andrefany. Malagasy Bible Ny fokon'ny Gersonita dia hitoby eo ivohon'ny tabernakely, dia eo andrefany. La Bible en Malgache Ny fianakavian’ny Gersonita dia hitoby eo ivohon’ny tabernakely*, avy eo andrefany. |
Fa ny Levita kosa dia hitoby manodidina ny Fonena-masina mba tsy hirehitra amin’ny fiangonan’ny Israelita ny fahatezerako.»
«Dia handroso ny Tranolay fihaonana sy ny andian’ny Levita eo anelanelan’ny vondron-tafika roa mialoha sy ny vondron-tafika roa manaraka. Handroso araka ny filaharany eo amin’izay itobiany ihany ny levita, ka hanaraka ny fanevan’ny tarika misy azy avy.
Rehefa natao fanisana ny lehilahy rehetra tao aminy, izay feno iray volana no ho miakatra, dia nahatratra 7 500.