–Marina ny an’ireo zanakavavin’i Tselôfehada, koa omeo zaratany ho fananany tahaka ireo rahalahin-drainy tokoa izy ka afindrao aminy ny anjaran-drainy.
Nomery 27:8 - DIEM PROTESTANTA Ary hiteny amin’ny Israelita ianao ka hanao hoe: Raha misy lehilahy maty ka tsy nanan-janakalahy, dia ny zanany vavy no hamindranareo ny zara taniny. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary lazao amin’ny Zanak’Israely hoe: Raha misy lehilahy maty ka tsy manan-janakalahy dia ny zanany vavy no hampandovainareo ny zarataniny. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary hiteny amin’ny Israelita ianao ka hanao hoe: Raha misy lehilahy maty ka tsy nanan-janakalahy, dia ny zanany vavy no hamindranareo ny zara taniny. Baiboly Katolika Mitenena amin’ny zanak’i Israely ka lazao hoe: Raha misy lehilahy maty tsy manan-janaka lahy, dia ny zanany vavy no hamindranareo ny lovany. Baiboly Protestanta Malagasy Ary lazao amin’ny Zanak’Isiraely hoe: Raha misy lehilahy maty ka tsy manan-janakalahy, dia ny zanani-vavy no hampandovainareo ny zara-taniny. Malagasy Bible Ary lazao amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Raha misy lehilahy maty ka tsy manan-janakalahy, dia ny zananivavy no hampandovainareo ny zara-taniny. La Bible en Malgache Ary lazao amin’ny Zanak’Israely hoe: Raha misy lehilahy maty ka tsy manan-janakalahy dia ny zanany vavy no hampandovainareo ny zarataniny. |
–Marina ny an’ireo zanakavavin’i Tselôfehada, koa omeo zaratany ho fananany tahaka ireo rahalahin-drainy tokoa izy ka afindrao aminy ny anjaran-drainy.