Nomery 26:43 - DIEM PROTESTANTA Ny tarika sohamita manontolo dia nisy 64 400 ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy, araka ny nanisana azy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny fianakavian’ny Sohamita rehetra, araka izay voaisa taminy, dia efajato sy efatra arivo sy enina alina. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny tarika sohamita manontolo dia nisy 64 400 ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy, araka ny nanisana azy. Baiboly Katolika Ary nisy 64.400 no totalin’ny fokon’ny Sohamita araka ny voaisa amin’izy ireo. Baiboly Protestanta Malagasy Ny fokon’ny Sohamita rehetra, araka izay voalamina taminy, dia efa-jato amby efatra arivo sy enina alina. Malagasy Bible Ny fokon'ny Sohamita rehetra, araka izay voalamina taminy, dia efa-jato amby efatra arivo sy enina alina. La Bible en Malgache Ny fianakavian’ny Sohamita rehetra, araka izay voaisa taminy, dia efajato sy efatra arivo sy enina alina. |