Nomery 26:25 - DIEM PROTESTANTA Ireo no tarika isakarita; ka nisy 64 300 ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy, araka ny nanisana azy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ireo no fianakavian’Isakara, araka izay voaisa taminy, telonjato sy efatra arivo sy enina alina. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ireo no tarika isakarita; ka nisy 64 300 ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy, araka ny nanisana azy. Baiboly Katolika Ireo no fokon’i Isakara araka ny voaisa amin’izy ireo: 64.300. Baiboly Protestanta Malagasy Ireo no fokon’Isakara, araka izay voalamina taminy, dia telon-jato amby efatra arivo sy enina alina. Malagasy Bible Ireo no fokon'Isakara, araka izay voalamina taminy, dia telon-jato amby efatra arivo sy enina alina. La Bible en Malgache Ireo no fianakavian’Isakara, araka izay voaisa taminy, telonjato sy efatra arivo sy enina alina. |