Niala teo Ôbôta izy, dia nitoby tao Hije-Habarîma ao amin’ny taniefitra atsinanan’i Môaba.
Nomery 21:12 - DIEM PROTESTANTA Niala teo izy, dia nitoby teo amoron’ny ranon-driaka Zareda. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nony niala tao izy ireo dia nitoby tao amin’ny lohasahan-driaka Zereda. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Niala teo izy, dia nitoby teo amoron’ny ranon-driaka Zareda. Baiboly Katolika Niala tao izy, dia nitoby tao amin’ny lohasahan’i Zareda. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nony niala tao izy, dia nitoby tao amin’ny lohasahan-driaka Zareda. Malagasy Bible Ary nony niala tao izy, dia nitoby tao amin'ny lohasahan-driaka Zareda. La Bible en Malgache Nony niala tao izy ireo dia nitoby tao amin’ny lohasahan-driaka Zereda. |
Niala teo Ôbôta izy, dia nitoby tao Hije-Habarîma ao amin’ny taniefitra atsinanan’i Môaba.
Avy eo dia hoy ny TOMPO hoe: «Mitsangàna ianareo, miaingà ka mità ny lohasahan-driaka Arnôna. Jereonareo fa hatolotro eo an-tananareo i Sihôna, mpanjaka amôrita ao Hesbôna, mbamin’ny taniny. Santaro ny fakàna izany tany izany, ka tafiho i Sihôna!