Niala teo Ôbôta izy, dia nitoby tao Hije-Habarîma ao amin’ny taniefitra atsinanan’i Môaba.
Nomery 21:10 - DIEM PROTESTANTA Niainga ny Israelita ka nitoby tao Ôbôta. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia niainga ny Zanak’Israely ka nitoby tao Obota. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Niainga ny Israelita ka nitoby tao Ôbôta. Baiboly Katolika Niainga ny zanak’i Israely, ka nitoby tao Obôta; Baiboly Protestanta Malagasy ARY ny Zanak’Isiraely nifindra ka nitoby tao Obota. Malagasy Bible Ary ny Zanak'Isiraely nifindra ka nitoby tao Obota. La Bible en Malgache Dia niainga ny Zanak’Israely ka nitoby tao Obota. |
Niala teo Ôbôta izy, dia nitoby tao Hije-Habarîma ao amin’ny taniefitra atsinanan’i Môaba.