–Lazao i Elehazara mpisorona zanakalahin’i Aharôna mba hanala ny fitaovana fandoroana zava-manitra ao anaty forohona sy hanely lavitra ny vainafo satria zava-masina ireny fitaovana ireny.
Nomery 17:1 - DIEM PROTESTANTA Dia niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO ka nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO ka nanao hoe: Baiboly Katolika Niteny tamin’i Môizy i Iaveh nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy Ary Jehovah niteny tamin’i Mosesy ka nanao hoe: Malagasy Bible Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe: La Bible en Malgache Hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: |
–Lazao i Elehazara mpisorona zanakalahin’i Aharôna mba hanala ny fitaovana fandoroana zava-manitra ao anaty forohona sy hanely lavitra ny vainafo satria zava-masina ireny fitaovana ireny.