i Elisamà zanak’i Hamihoda no avy amin’ny fokon’i Efraîma zanak’i Jôsefa; i Gamaliela zanak’i Pedahatsoro no avy amin’ny fokon’i Manase zanak’i Jôsefa;
Nomery 1:11 - DIEM PROTESTANTA I Abidàha zanak’i Gidehônỳ no avy amin’ny fokon’i Benjamîna; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny avy amin’i Benjamina dia i Abidana, zanak’i Gideony; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara I Abidàha zanak’i Gidehônỳ no avy amin’ny fokon’i Benjamîna; Baiboly Katolika ny amin’i Benjamina: Abidàna zanak’i Jedeôna; Baiboly Protestanta Malagasy ny avy amin’i Benjamina dia Abidana, zanak’i Gideony; Malagasy Bible ny avy amin'i Benjamina dia Abidana, zanak'i Gideony; La Bible en Malgache ny avy amin’i Benjamina dia i Abidana, zanak’i Gideony; |
i Elisamà zanak’i Hamihoda no avy amin’ny fokon’i Efraîma zanak’i Jôsefa; i Gamaliela zanak’i Pedahatsoro no avy amin’ny fokon’i Manase zanak’i Jôsefa;