Fa hoy i Barzilay tamin’ny mpanjaka: –Firy taona sisa hahavelomako no hiara-miakatra aminao any Jerosalema aho!
Nehemia 7:67 - DIEM PROTESTANTA Niaraka taminy koa ny mpanompo lahy sy vavy miisa 7 337, ny mpihira lahy sy vavy miisa 245; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 afa-tsy ny mpanompolahiny sy ny mpanompovaviny fito amby telopolo sy telonjato sy fito arivo; ary nanana mpihira lahy sy mpihira vavy dimy amby efapolo sy roanjato izy; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Niaraka taminy koa ny mpanompo lahy sy vavy miisa 7 337, ny mpihira lahy sy vavy miisa 245; Baiboly Katolika afa-tsy ny mpanompony, lahy amana vavy, izay nisy 7.337. Nisy mpihira, lahy amana vavy, 200 tamin’izy ireo. Baiboly Protestanta Malagasy afa-tsy ny ankizilahiny sy ny ankizivaviny fito amby telo-polo amby telon-jato sy fito arivo; ary nanana mpihiralahy sy mpihiravavy dimy amby efa-polo amby roan-jato izy; Malagasy Bible afa-tsy ny ankizilahiny sy ny ankizivaviny fito amby telo-polo amby telon-jato sy fito arivo; ary nanana mpihiralahy sy mpihiravavy dimy amby efa-polo amby roan-jato izy; La Bible en Malgache afa-tsy ny mpanompolahiny sy ny mpanompovaviny fito amby telopolo sy telonjato sy fito arivo; ary nanana mpihira lahy sy mpihira vavy dimy amby efapolo sy roanjato izy; |
Fa hoy i Barzilay tamin’ny mpanjaka: –Firy taona sisa hahavelomako no hiara-miakatra aminao any Jerosalema aho!
Niaraka taminy koa ny mpanompo lahy sy vavy miisa 7 337, ny mpihira lahy sy vavy miisa roanjato;
Hanompo azy sy ny zanany mbamin’ny zafikeliny ny firenena rehetra ambara-pahatongan’ny andro hanompoan’ny taniny kosa an’ireo firenena matanjaka kokoa sy mpanjaka lehibe kokoa.
Raha tàhiny kosa io mpanompo io manao anakampo hoe: «Mbola ho ela vao tafaverina ny tompoko», ka mihetraketraka amin’ny mpanompo hafa na lahy na vavy sady manaram-po mihinana sy misotro ary mimamo,