Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Nehemia 7:66 - DIEM PROTESTANTA

«Nisy olona 42 360 no tontalin’ny Israelita tafangona.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ny tontalin’ny olona rehetra dia enimpolo sy telonjato sy roa arivo sy efatra alina,

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

«Nisy olona 42 360 no tontalin’ny Israelita tafangona.

Jereo ny toko

Baiboly Katolika

Ary nisy 42.360 no tontalin’ny fiangonana rehetra,

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ny tontalin’ny olona rehetra dia enim-polo amby telon-jato amby roa arivo sy efatra alina,

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ny tontalin'ny olona rehetra dia enim-polo amby telon-jato amby roa arivo sy efatra alina,

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ny tontalin’ny olona rehetra dia enimpolo sy telonjato sy roa arivo sy efatra alina,

Jereo ny toko



Nehemia 7:66
3 Rohy Ifampitohizana  

Nisy olona 42 360 no tontalin’ny Israelita tafangona.


Noraran’ny governora tsy hihinana ny zava-masina dia masina izy mandra-pitsangan’izay mpisorona anankiray hanapa-kevitra momba azy amin’ny alalan’i Orîma sy Tomîma.


Niaraka taminy koa ny mpanompo lahy sy vavy miisa 7 337, ny mpihira lahy sy vavy miisa 245;