tamin’ny taranak’i Harîma dia ry i Elihezera sy i Jisià ary i Malkià sy i Semahià mbamin’i Simehôna
Nehemia 7:35 - DIEM PROTESTANTA ny terak’i Harima dia nisy lehilahy 320; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny zanak’i Harima: Roapolo sy telonjato; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ny terak’i Harima dia nisy lehilahy 320; Baiboly Katolika nisy 320 ny taranak’i Harema; Baiboly Protestanta Malagasy ny zanak’i Harima dia roa-polo amby telon-jato; Malagasy Bible ny zanak'i Harima dia roa-polo amby telon-jato; La Bible en Malgache ny zanak’i Harima: Roapolo sy telonjato; |
tamin’ny taranak’i Harîma dia ry i Elihezera sy i Jisià ary i Malkià sy i Semahià mbamin’i Simehôna
Ny laniny hafa amin’ny manda misy ny tilikambon’ny Fatana kosa dia namboarin’i Malkià, zanakalahin’i Harima, sy i Hasoba zanakalahin’i Pahata-Môaba.