Nehemia 7:30 - DIEM PROTESTANTA ny terak’i Ramà sy i Geba dia nisy lehilahy 621; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny mponina tany Rama sy Geva: Iraika amby roapolo sy eninjato; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ny terak’i Ramà sy i Geba dia nisy lehilahy 621; Baiboly Katolika nisy 621, ny mponina tao Ramà sy i Gabaà; Baiboly Protestanta Malagasy ny mponina tany Rama sy Geva dia iraika amby roa-polo amby enin-jato; Malagasy Bible ny mponina tany Rama sy Geva dia iraika amby roa-polo amby enin-jato; La Bible en Malgache ny mponina tany Rama sy Geva: Iraika amby roapolo sy eninjato; |
Ny sasany tamin’ny taranak’i Benjamîna kosa dia nonina tamin’ireto tanàna ireto: i Geba, i Mikmasy, i Haià, i Betela sy ireo tanàna kely miankina aminy,
sy avy any Bety-Gilgala ary avy amin’ny faritr’i Geba sy i Hazmavety; fa efa nanao tanàna kely ho azy manodidina an’i Jerosalema ny mpihira.