Nehemia 7:27 - DIEM PROTESTANTA ny terak’i Hanatôta dia nisy lehilahy 128; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny mponina tany Anatota: Valo amby roapolo amby zato; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ny terak’i Hanatôta dia nisy lehilahy 128; Baiboly Katolika nisy 128 ny mponina tao Anatôta; Baiboly Protestanta Malagasy ny mponina tany Anatota dia valo amby roa-polo amby zato; Malagasy Bible ny mponina tany Anatota dia valo amby roa-polo amby zato; La Bible en Malgache ny mponina tany Anatota: Valo amby roapolo amby zato; |
Miantsoantsoa mafy, ry olona ao Galima! Mihainoa ianareo ao Laisà, ary mamalia ianareo ao Hanatôta.
Ity boky ity dia mirakitra ny asa sy teny nataon’i Jeremià, zanakalahin’i Hilkià isan’ny mpisorona tao Hanatôta, tanàna iray tamin’ny faritanin’i Benjamîna.
Koa izao no lazain’ny TOMPO hamelezana ny mponin’i Hanatôta izay nitady hamono ahy ka nanao tamiko hoe: «Aza maminany amin’ny anaran’ny TOMPO, fandrao ho fatin’ny tananay ianao.»