Nehemia 7:26 - DIEM PROTESTANTA ny terak’i Betlehema sy i Netôfà dia nisy lehilahy 188; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny mponina tany Betlehema sy Netofa: Valo amby valopolo amby zato; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ny terak’i Betlehema sy i Netôfà dia nisy lehilahy 188; Baiboly Katolika nisy 188, ny mponina tao Betlehema sy i Netôfa; Baiboly Protestanta Malagasy Ny mponina tany Betlehema sy Netofa dia valo amby valo-polo amby zato; Malagasy Bible Ny mponina tany Betlehema sy Netofa dia valo amby valo-polo amby zato; La Bible en Malgache Ny mponina tany Betlehema sy Netofa: Valo amby valopolo amby zato; |
i Heleba zanakalahin’i Bahanà avy any Netôfà; i Itàhy zanakalahin’i Ribay avy any Gibehà-n’ireo Benjaminita;
Dia tafangona ny mpihira avy any ambanivohitr’i Jerosalema sy avy amin’ny tanàna kely akaikin’i Netôfà
Koa nanatona an’i Gedalià tao Mitsepà niaraka tamin’ny olom-peheziny ary ireo lehiben’andia-miaramila ireo, fa ireto avy izy: i Jismahela zanakalahin’i Netanià, i Jôhanàna sy i Jônatàna samy zanakalahin’i Karea, i Seraià zanakalahin’i Tanehometa, ireo zanakalahin’i Hôfay avy any Netôfà, ary i Jazanià avy any Mahekà.