Nehemia 7:20 - DIEM PROTESTANTA ny terak’i Hadîna dia nisy lehilahy 655; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny taranak’i Adina: Dimy amby dimampolo sy eninjato; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ny terak’i Hadîna dia nisy lehilahy 655; Baiboly Katolika nisy 655 ny taranak’i Adìna; Baiboly Protestanta Malagasy ny taranak’i Adina dia dimy amby dimam-polo amby enin-jato; Malagasy Bible ny taranak'i Adina dia dimy amby dimam-polo amby enin-jato; La Bible en Malgache ny taranak’i Adina: Dimy amby dimampolo sy eninjato; |
i Hebeda, zanakalahin’i Jônatàna, mbamin’ireo namany dimampolo lahy, samy avy amin’ny terak’i Hadîna;