Nehemia 7:19 - DIEM PROTESTANTA ny terak’i Bigvay dia nisy lehilahy 2 067; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny taranak’i Bigvay: Fito amby enimpolo sy roa arivo; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ny terak’i Bigvay dia nisy lehilahy 2 067; Baiboly Katolika nisy 2.067 ny taranak’i Begoai; Baiboly Protestanta Malagasy ny taranak’i Bigvay dia fito amby enim-polo sy roa arivo; Malagasy Bible ny taranak'i Bigvay dia fito amby enim-polo sy roa arivo; La Bible en Malgache ny taranak’i Bigvay: Fito amby enimpolo sy roa arivo; |