Nehemia 7:18 - DIEM PROTESTANTA ny terak’i Adônikama dia nisy lehilahy 667; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny zanak’i Adonikama: Fito amby enimpolo sy eninjato; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ny terak’i Adônikama dia nisy lehilahy 667; Baiboly Katolika nisy 667 ny taranak’i Adônikama; Baiboly Protestanta Malagasy ny zanak’i Adonikama dia fito amby enim-polo amby enin-jato; Malagasy Bible ny zanak'i Adonikama dia fito amby enim-polo amby enin-jato; La Bible en Malgache ny zanak’i Adonikama: Fito amby enimpolo sy eninjato; |