Nehemia 7:15 - DIEM PROTESTANTA ny terak’i Binoy dia nisy lehilahy 648; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny taranak’i Binoy: Valo amby efapolo sy eninjato; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ny terak’i Binoy dia nisy lehilahy 648; Baiboly Katolika nisy 648, ny taranak’i Banaì; Baiboly Protestanta Malagasy ny taranak’i Binoy dia valo amby efa-polo amby enin-jato; Malagasy Bible ny taranak'i Binoy dia valo amby efa-polo amby enin-jato; La Bible en Malgache ny taranak’i Binoy: Valo amby efapolo sy eninjato; |