tamin’ny taranak’i Helama dia ry i Matanià sy i Zakarià mbamin’i Jehiela sy i Habdy ary i Jeremôta sy i Elià;
Nehemia 7:12 - DIEM PROTESTANTA ny terak’i Helama dia nisy lehilahy 1 254; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny taranak’i Elama: Efatra amby dimampolo sy roanjato sy arivo; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ny terak’i Helama dia nisy lehilahy 1 254; Baiboly Katolika nisy 1.254, ny taranak’i Elama; Baiboly Protestanta Malagasy ny taranak’i Elama dia efatra amby dimam-polo amby roan-jato sy arivo; Malagasy Bible ny taranak'i Elama dia efatra amby dimam-polo amby roan-jato sy arivo; La Bible en Malgache ny taranak’i Elama: Efatra amby dimampolo sy roanjato sy arivo; |
tamin’ny taranak’i Helama dia ry i Matanià sy i Zakarià mbamin’i Jehiela sy i Habdy ary i Jeremôta sy i Elià;
i Jesahià, zanakalahin’i Hatalià, mbamin’ireo namany fitopolo lahy, samy avy amin’ny terak’i Helama;
ny terak’i Pahata-Môaba, izany hoe ireo taranak’i Jesoa sy i Jôaba, dia nisy lehilahy 2 818;