Nehemia 6:15 - DIEM PROTESTANTA
Ny andro faha-25, tamin’ny volana Elola, no nahavitana ny manda, izany hoe 52 andro niasana.
Jereo ny toko
Vita tao anatin’ny roa amby dimampolo andro ny manda, tamin’ny andro fahadimy amby roapolo tamin’ny volana Elola.
Jereo ny toko
Ny andro faha-25, tamin’ny volana Elola, no nahavitana ny manda, izany hoe 52 andro niasana.
Jereo ny toko
Ary 52 andro, dia vita ny manda, tamin’ny faha-25n’ny volana Elola.
Jereo ny toko
Dia vita tamin’ny roa amby dimam-polo andro ny mànda, dia tamin’ny andro fahadimy amby roa-polo tamin’ny volana Elola.
Jereo ny toko
Dia vita tamin'ny roa amby dimam-poloandro ny manda, dia tamin'ny andro faha-dimy amby roa-polo tamin'ny volana Elola.
Jereo ny toko
Vita tao anatin’ny roa amby dimampolo andro ny manda, tamin’ny andro fahadimy amby roapolo tamin’ny volana Elola*.
Jereo ny toko