Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Nehemia 3:35 - DIEM PROTESTANTA

I Tôbià, ilay Hamônita, dia teo anilan’i Sanebalato ka niteny hoe: –Na fosa iray aza no miakatra eo amin’ny manda atsangan’ireo, dia haharava izany!

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ary i Tobia amonita dia teo anilan’i Sanibala ka niteny hoe: Na amboahaolo aza no miakatra eo amin’izay atsangany dia haharava ny manda vato ataony!

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

I Tôbià, ilay Hamônita, dia teo anilan’i Sanebalato ka niteny hoe: –Na fosa iray aza no miakatra eo amin’ny manda atsangan’ireo, dia haharava izany!

Jereo ny toko

Baiboly Katolika

Hoy koa i Tobia Amônita, teo anilany: «Avelao ihany hamboatra eo ireo, fa na fosa iray aza hiantoraka eo dia haharava ny manda vaton’ireo!»

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary Tobia Amonita dia teo anilan’i Sanbala ka niteny hoe: Na dia amboa-haolo aza miakatra eo amin’izay atsangany, dia haharava ny mànda vato ataony.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ary i Tobia amonita dia teo anilan’i Sanibala ka niteny hoe: Na amboahaolo aza no miakatra eo amin’izay atsangany dia haharava ny manda vato ataony!

Jereo ny toko



Nehemia 3:35
0 Rohy Ifampitohizana