Dia nosamborin’ireo i Hatalià ka notaritaritiny ho any an-dapan’ny mpanjaka; ary rehefa tafapaka ny fidirana teo amin’ny vavahadin-tsoavaly ravehivavy, dia novonoina ho faty teo.
Nehemia 3:28 - DIEM PROTESTANTA Manomboka eo amin’ny vavahadin-tsoavaly, dia samy namboatra ny manda tandrifin’ny tranony avy ny mpisorona. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Hatreo ambonin’ny vavahadin-tsoavaly dia namboarin’ny mpisorona tsirairay ny teo amin’ny tandrifin’ny tranony avy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Manomboka eo amin’ny vavahadin-tsoavaly, dia samy namboatra ny manda tandrifin’ny tranony avy ny mpisorona. Baiboly Katolika Teo ambonin’ny vavahadin’ny Soavaly dia ny mpisorona no samy namboatra ny tandrifin’ny tranony avy. Baiboly Protestanta Malagasy Hatreo ambonin’ny vavahadin-tsoavaly dia namboarin’ny mpisorona, dia samy ny teo amin’ny tandrifin’ny tranony avy. Malagasy Bible Hatreo ambonin'ny vavahadin-tsoavaly dia namboarin'ny mpisorona, dia samy ny teo amin'ny tandrifin'ny tranony avy. La Bible en Malgache Hatreo ambonin’ny vavahadin-tsoavaly dia namboarin’ny mpisorona tsirairay ny teo amin’ny tandrifin’ny tranony avy. |
Dia nosamborin’ireo i Hatalià ka notaritaritiny ho any an-dapan’ny mpanjaka; ary rehefa tafapaka ny fidirana teo amin’ny vavahadin-tsoavaly ravehivavy, dia novonoina ho faty teo.
Dia nosamborin’ireo i Hatalià ka notaritaritiny ho any an-dapan’ny mpanjaka; ary rehefa tafapaka ny fidirana teo amin’ny vavahadin-tsoavaly ravehivavy, dia novonoina ho faty teo.
Nanarakaraka io, dia i Jedaià zanakalahin’i Haromafa no namboatra ny manda tandrifin’ny tranony; ary teo an-kilan’io, dia i Hatosy zanakalahin’i Hasabneià.
Teo ankilan’ireo dia i Benjamîna sy i Hasoba no namboatra laniny tandrifin’ny tranony ihany; ary nanarakaraka azy dia nisy namboarin’i Hazarià zanakalahin’i Mahaseià sy zafin’i Hananià, ny teo anilan’ny tranony.
Teo ankilan’ireo dia namboatra ny laniny tandrifin’ny tranony koa i Tsadôka zanakalahin’i Imera; nanarakaraka azy dia i Semahià zanakalahin’i Sekanià sady mpiandry ny vavahady atsinanana no namboatra ny manda.
Dia mihazo ny lohasaham-paty aman-davenona manontolo sy ny faritra midadasika rehetra hatrany amin’ny ranon-driakan’i Kidrôna, ary tafapaka eo amin’ny zoron’ny vavahadin’ny soavaly any atsinanana. Ireo tany rehetra ireo dia hatokana ho Ahy TOMPO ka tsy hisy hanesorana na horavana intsony na oviana na oviana.»