Nehemia 12:40 - DIEM PROTESTANTA
Dia samy nijanona tao an-tranon’Andriamanitra ny antoko-mpihira roa tonta, mbamin’ny tenako sy ireo mpanapaka tafaraka tamiko
Jereo ny toko
Dia nijanona tao amin’ny tranon’Andriamanitra izy roa tonta; tao koa aho sy ny antsasaky ny mpanapaka izay niaraka tamiko;
Jereo ny toko
Dia samy nijanona tao an-tranon’Andriamanitra ny antoko-mpihira roa tonta, mbamin’ny tenako sy ireo mpanapaka tafaraka tamiko
Jereo ny toko
ary koa ireo mpisorona: Eliasima, Maasiasa, Miamima, Mikea, Eliôenaì, Zakaria, Anania, nitondra trômpetra,
Jereo ny toko
Dia nijanona tao an-tranon’Andriamanitra izy roa tonta, ary izaho koa sy ny antsasaky ny mpanapaka izay niaraka tamiko
Jereo ny toko
Dia nijanona tao an-tranon'Andriamanitra izy roa tonta, ary izaho koa sy ny antsasaky ny mpanapaka izay niaraka tamiko
Jereo ny toko
Dia nijanona tao amin’ny tranon’Andriamanitra izy roa tonta; tao koa aho sy ny antsasaky ny mpanapaka izay niaraka tamiko;
Jereo ny toko