I Jônatàna zanakalahin’i Hasahela sy i Jahizeià zanakalahin’i Tikvà no hany nanohitra izany hevitra izany; ary niandany taminy koa i Mesolama sy ilay levita atao hoe Sabetahy.
Nehemia 12:33 - DIEM PROTESTANTA i Hazarià sy i Hezrà ary i Mesolama, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 dia i Azaria, i Ezra, i Mesolama Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Hazarià sy i Hezrà ary i Mesolama, Baiboly Katolika i Azariasa, i Esdrasa, i Mosolama, i Jodà, i Benjamina, i Semeiàsa, ary i Jeremia; Baiboly Protestanta Malagasy dia Azaria sy Ezra sy Mesolama Malagasy Bible dia Azaria sy Ezra sy Mesolama La Bible en Malgache dia i Azaria, i Ezra, i Mesolama |
I Jônatàna zanakalahin’i Hasahela sy i Jahizeià zanakalahin’i Tikvà no hany nanohitra izany hevitra izany; ary niandany taminy koa i Mesolama sy ilay levita atao hoe Sabetahy.