Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Nehemia 12:20 - DIEM PROTESTANTA

i Kalay ho an’ny fianakavian’i Salò; i Hebera ho an’ny fianakavian’i Hamôka;

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

ny avy tamin’i Salay dia i Kalay; ny avy tamin’i Amoka dia i Ebera;

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

i Kalay ho an’ny fianakavian’i Salò; i Hebera ho an’ny fianakavian’i Hamôka;

Jereo ny toko

Baiboly Katolika

i Kelay avy amin’i Selay, i Hebera avy amin’i Amòka,

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

ny avy tamin’i Salay dia Kalay; ny avy tamin’i Amoka dia Ebera;

Jereo ny toko

Malagasy Bible

ny avy tamin'i Salay dia Kalay; ny avy tamin'i Amoka dia Ebera;

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

ny avy tamin’i Salay dia i Kalay; ny avy tamin’i Amoka dia i Ebera;

Jereo ny toko



Nehemia 12:20
2 Rohy Ifampitohizana  

i Matenay ho an’ny fianakavian’i Jôiariba; i Hozy ho an’ny fianakavian’i Jedahià;


i Hasabià ho an’ny fianakavian’i Hilkià; i Natanaela ho an’ny fianakavian’i Jedahià.