Ho voaozona anie ny hatezerany tafahoatra ary ny havinirany tsy mifaditrovana. Haparitako ny taranany ka haeliko eran’i Israely.
Nehemia 11:36 - DIEM PROTESTANTA Tamin’ireo levita, dia nisy ankolafiny tao Joda lasa nankany Benjamîna. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nisy levita, izay isan’ny antokon’ny Joda tao amin’ny Benjamina. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tamin’ireo levita, dia nisy ankolafiny tao Joda lasa nankany Benjamîna. Baiboly Katolika tamin’ny Levita, izay anisan’ny antokon’i Jodà, dia nisy nitambatra tamin’i Benjamina Baiboly Protestanta Malagasy Ary tao amin’ny Benjamina nisy Levita, izay isan’ny antokon’ny Joda. Malagasy Bible Ary tao amin'ny Benjamina nisy Levita, izay isan'ny antokon'ny Joda. La Bible en Malgache Nisy levita*, izay isan’ny antokon’ny Joda tao amin’ny Benjamina. |
Ho voaozona anie ny hatezerany tafahoatra ary ny havinirany tsy mifaditrovana. Haparitako ny taranany ka haeliko eran’i Israely.
Ireto no mpisorona sy levita izay niverina avy any an-tsesitany niaraka tamin’i Zerobabela zanakalahin’i Sealtiela sy niaraka tamin’i Jesoa: I Seraià sy i Jeremià ary i Hezrà,