Roa taona taorian’izany, dia nampanety ondry tao Bahàla-Hatsôra akaikin’i Efraîma. Nasain’i Absalôma avokoa ny zanakalahin’ny mpanjaka.
Nehemia 11:33 - DIEM PROTESTANTA i Hatsôra, i Ramà, i Gitaîma, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Hazora, Rama, Gitaima, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Hatsôra, i Ramà, i Gitaîma, Baiboly Katolika Asôra, Ramà, Getaima, Hadida, Baiboly Protestanta Malagasy sy Hazora sy Rama sy Gitaima Malagasy Bible sy Hazora sy Rama sy Gitaima La Bible en Malgache Hazora, Rama, Gitaima, |
Roa taona taorian’izany, dia nampanety ondry tao Bahàla-Hatsôra akaikin’i Efraîma. Nasain’i Absalôma avokoa ny zanakalahin’ny mpanjaka.
hatramin’ny nandosiran’ny mponiny nankany Gitaîma izay mbola onenan’ny taranany mandraka androany.
«Injay nisy fitomaniana sy dradradradra tsy anerany heno tao Ramà: I Rahely no nitomany ny zanany, ka tsy nety nampiononina satria tsy eo intsony ireny!»
Rehefa izany, dia niverina nody tany Ramà izay nisy azy izy; nitsarany ny Israelita koa tao sady nanorenany alitara anankiray ho an’ny TOMPO.