Ny sasany tamin’ny taranak’i Benjamîna kosa dia nonina tamin’ireto tanàna ireto: i Geba, i Mikmasy, i Haià, i Betela sy ireo tanàna kely miankina aminy,
Nehemia 11:32 - DIEM PROTESTANTA i Hanatôta, i Nôba, i Hananià, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 tany Anatota, Noba, Anania, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Hanatôta, i Nôba, i Hananià, Baiboly Katolika tany Anatôta, Nobà Ananià Baiboly Protestanta Malagasy ary tany Anatota sy Noba sy Anania Malagasy Bible ary tany Anatota sy Noba sy Anania La Bible en Malgache tany Anatota, Noba, Anania, |
Ny sasany tamin’ny taranak’i Benjamîna kosa dia nonina tamin’ireto tanàna ireto: i Geba, i Mikmasy, i Haià, i Betela sy ireo tanàna kely miankina aminy,
Miantsoantsoa mafy, ry olona ao Galima! Mihainoa ianareo ao Laisà, ary mamalia ianareo ao Hanatôta.
Fa androtr’io ihany ny fahavalo dia maka toerana ao Nôba, ka maninji-tanana mandrahona an’i Tsiôna, dia ilay tendrombohitra mampahonena, ilay havoana iorenan’i Jerosalema.
Ity boky ity dia mirakitra ny asa sy teny nataon’i Jeremià, zanakalahin’i Hilkià isan’ny mpisorona tao Hanatôta, tanàna iray tamin’ny faritanin’i Benjamîna.
i Hanatôta, ary i Halemeta: izany hoe tanàna efatra mbamin’ny kijàna samy manodidina azy.
Tonga tany Nôba tao amin’i Ahimelèka mpisorona i Davida. Tamy nitsena azy tamin-kovitra i Ahimelèka ka nanontany azy: –Nahoana no mandeha irery tsy misy mpanaraka ianao?
Ary i Nôba tanànan’ny mpisorona koa nasiany tamin’ny lelan-tsabatra, ka ringana avokoa na ny lehilahy na ny vehivavy, na ny ankizy na ny zaza minono, na ny omby na ny boriky na ny ondry.