Izany koa no nahazoan’i Jôiakina tamin’ny mpanjakan’i Babilôna ny zavatra nilainy araka ny sahaza azy isan’andro mandra-pahafatiny.
Nehemia 11:23 - DIEM PROTESTANTA Fa nisy didin’ny mpanjaka ny amin’ireo mpihira ireo, dia ny handraiketana izay anjara asa hataony isan’andro. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Fa ny didin’ny mpanjaka ny amin’ireo mpihira ireo dia ny hahazoany izay anjara tokony ho azy isanandro. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa nisy didin’ny mpanjaka ny amin’ireo mpihira ireo, dia ny handraiketana izay anjara asa hataony isan’andro. Baiboly Katolika Fa nisy didin’ny mpanjaka ny amin’izy ireo, sy karama voafetra homena ny mpihira isan’andro. Baiboly Protestanta Malagasy Fa ny didin’ny mpanjaka ny amin’ireo mpihira ireo dia ny hahazoany izay anjara tokony ho azy isan-andro. Malagasy Bible Fa ny didin'ny mpanjaka ny amin'ireo mpihira ireo dia ny hahazoany izay anjara tokony ho azy isan'andro. La Bible en Malgache Fa ny didin’ny mpanjaka ny amin’ireo mpihira ireo dia ny hahazoany izay anjara tokony ho azy isanandro. |
Izany koa no nahazoan’i Jôiakina tamin’ny mpanjakan’i Babilôna ny zavatra nilainy araka ny sahaza azy isan’andro mandra-pahafatiny.
Ny mpiventy hira kosa, izay loham-pianakaviana teo amin’ny levita, dia nitoetra tao amin’ny efitrano voatokana ho azy; ary tsy nanana andraikitra hafa ireo satria nanao ny raharahany andro aman’alina.
Ary tamin’ny andron’i Zerobabela sy i Nehemià, dia nomen’ny Israelita rehetra isan’andro ny anjaran’ny mpihira sy ny mpiandry varavarana; nomeny koa ny fanatitra voatokana ho an’ny levita, ary ny levita kosa indray no nanome ny fanatitra voatokana ho an’ny mpisorona taranak’i Aharôna.