Ary nisy mpandroba sirianina nitsofoka an-keriny tany amin’ny tanin’i Israely ka nitondra zazavavikely iray ho babo, izay lasa mpanompon’ny vadin’i Nahamàna.
Mpitsara 9:34 - DIEM PROTESTANTA Dia niainga i Abimelèka sy ny tafika manontolo mpomba azy nony alina, ka nizara ho antokony efatra ary nandeha niafina tao akaikin’i Sekema. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia niainga tamin’ny alina i Abimeleka sy ny vahoaka rehetra niaraka taminy ka nanao vela-pandrika efa-toko tandrifin’i Sekema. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia niainga i Abimelèka sy ny tafika manontolo mpomba azy nony alina, ka nizara ho antokony efatra ary nandeha niafina tao akaikin’i Sekema. Baiboly Katolika Dia niainga mbola alina i Abimeleka sy ny vahoaka momba azy, ka nanao otrika tao akaikin’i Sikema, nizara efa-toko. Baiboly Protestanta Malagasy Dia niainga alina Abimeleka sy ny vahoaka rehetra teo aminy ka nanao otrika efa-toko tandrifin’i Sekema, Malagasy Bible Dia niainga alina Abimeleka sy ny vahoaka rehetra teo aminy ka nanao otrika efa-toko tandrifin'i Sekema, La Bible en Malgache Dia niainga tamin’ny alina i Abimeleka sy ny vahoaka rehetra niaraka taminy ka nanao vela-pandrika efa-toko tandrifin’i Sekema. |
Ary nisy mpandroba sirianina nitsofoka an-keriny tany amin’ny tanin’i Israely ka nitondra zazavavikely iray ho babo, izay lasa mpanompon’ny vadin’i Nahamàna.
Ary rahampitso maraina, vao miposaka ny masoandro, dia tongava hanafika ny tanàna; ka rehefa mivoaka hifanehatra aminao i Gahala sy ny olona mpomba azy dia ataovy araka ny tokony hafitsokao aminy.
Ary rehefa nivoaka ny tanàna i Gahala ary nijoro teo anoloan’ny vavahady, dia nipoitra avy tao amin’ny toerana niafenany i Abimelèka sy ny antokon-tafika niaraka taminy.