Nanomboka hatreo i Gidehôna dia nantsoina hoe Jerobahala, izany hoe «Aoka hiaro tena i Bahala»; ny antony moa dia ny amin’ny tenin’i Jôasy hoe: «Aoka hiaro tena i Bahala satria ny alitarany no noravana!»
Mpitsara 9:16 - DIEM PROTESTANTA Dia hoy ihany i Jôtama hoe: –Ankehitriny àry, moa rariny sy hitsiny ve ny nataonareo fony nampanjaka an’i Abimelèka ianareo? Mety ve ny nataonareo tamin’i Jerobahala sy ny ankohonany? Araka ny soa vitany taminareo ve no navalinareo azy? Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Koa ankehitriny, raha marina sy mahitsy ny nataonareo tamin’ny nampanjakanareo an’i Abimeleka, ary raha soa no nataonareo tamin’i Jerobaala sy ny taranany ka novalìnareo araka izay nataon’ny tanany izy, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia hoy ihany i Jôtama hoe: –Ankehitriny àry, moa rariny sy hitsiny ve ny nataonareo fony nampanjaka an’i Abimelèka ianareo? Mety ve ny nataonareo tamin’i Jerobahala sy ny ankohonany? Araka ny soa vitany taminareo ve no navalinareo azy? Baiboly Katolika Koa ankehitriny raha marina sy mahitsy no nataonareo, tamin’ny nampanjakanareo an’i Abimeleka; raha soa no nataonareo tamin’i Jerobaala sy ny ankohonany, ary raha araka ny soa vitan’ny tanany no nataonareo taminy, Baiboly Protestanta Malagasy Koa ankehitriny, raha marina sy mahitsy ny nataonareo tamin’ny nampanjakanareo an’i Abimeleka, ary raha soa no nataonareo tamin’i Jerobala sy ny taranany, ka novalianareo araka izay nataon’ny tànany izy Malagasy Bible Koa ankehitriny, raha marina sy mahitsy ny nataonareo tamin'ny nampanjakanareo an'i Abimeleka, ary raha soa no nataonareo tamin'i Jerobala sy ny taranany, ka novalianareo araka izay nataon'ny tànany izy La Bible en Malgache Koa ankehitriny, raha marina sy mahitsy ny nataonareo tamin’ny nampanjakanareo an’i Abimeleka, ary raha soa no nataonareo tamin’i Jerobaala sy ny taranany ka novalìnareo araka izay nataon’ny tanany izy, |
Nanomboka hatreo i Gidehôna dia nantsoina hoe Jerobahala, izany hoe «Aoka hiaro tena i Bahala»; ny antony moa dia ny amin’ny tenin’i Jôasy hoe: «Aoka hiaro tena i Bahala satria ny alitarany no noravana!»
Tsy nanehoany fitiavana koa ny ankohonan’i Jerobahala na Gidehôna, araka ny soa rehetra vitan’i Gidehôna tamin’i Israely.
Ary namaly azy ny kirihitra tsilo hoe: ‹Raha sitrakareo tokoa ny hifidy ahy ho mpanjakanareo, dia avia mipetraka eto ambany alokaloko ianareo! Fa raha tsy hanao izany ianareo, dia aoka hisy afo mivoaka avy amin’ny tsiloko ka handoro hatramin’ny hazo sederan’i Libano aza!› »
Fa niady ho anareo ny raiko ka nanao vy very ny ainy mba hanafaka anareo tamin’ny Midianita;