Ho renao any izay ambaran’ny olona, dia hanana herimpo hanafika ianao. Dia nidina niaraka tamin’i Porà mpanompony i Gidehôna hatreo amin’ny mpiambina lohalaharana eo amin’ny toby.
Mpitsara 7:10 - DIEM PROTESTANTA Kanefa raha matahotra ny hanafika ny toby ianao, dia ento midina miaraka aminao aloha i Porà mpanomponao. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Fa raha matahotra hidina ianao dia aoka hidina miaraka aminao ho any amin’ny toby i Pora zatovonao. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Kanefa raha matahotra ny hanafika ny toby ianao, dia ento midina miaraka aminao aloha i Porà mpanomponao. Baiboly Katolika Raha matahotra ny hamely azy ianao, dia miaraha midina amin’i Farà mpanomponao, Baiboly Protestanta Malagasy Fa raha matahotra hidina hianao, dia aoka hidina miaraka aminao ho any amin’ny toby Pora zatovonao; Malagasy Bible Fa raha matahotra hidina ianao, dia aoka hidina miaraka aminao ho any amin'ny toby Pora zatovonao; La Bible en Malgache Fa raha matahotra hidina ianao dia aoka hidina miaraka aminao ho any amin’ny toby i Pora zatovonao. |
Ho renao any izay ambaran’ny olona, dia hanana herimpo hanafika ianao. Dia nidina niaraka tamin’i Porà mpanompony i Gidehôna hatreo amin’ny mpiambina lohalaharana eo amin’ny toby.
Tamin’io alina io dia hoy ny TOMPO tamin’i Gidehôna: –Mitsangàna ka midîna ao an-tobin’ny Midianita, fa efa natolotro eo an-tananao io.
Dia niteny i Davida ka nangataka tamin’i Ahimelèka izay Hetita sy tamin’i Abisay zanak’i Tseroià sy rahalahin’i Jôaba hoe: –Iza aminareo roa lahy no hiaraka amiko ho any amin’ny tobin’i Saoly? Dia namaly i Abisay hoe: –Izaho no hiaraka aminao.