Fa hoentaniko i Siserà lehiben’ny tafik’i Jabîna ho tonga eo amoron’ny renirano Kisôna mba hanafika anao miaraka amin’ny kalesiny sy ny andian-tafiny; dia hatolotro eo an-tananao izy.
Mpitsara 4:8 - DIEM PROTESTANTA Fa namaly an’i Debôrà i Baràka nanao hoe: –Raha handeha hiaraka amiko ianao, dia handeha aho; fa raha tsy handeha hiaraka amiko kosa ianao, dia tsy handeha aho. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary hoy i Baraka tamin’i Debora: Raha handeha hiaraka amiko ianao dia handeha aho; fa raha tsy handeha hiaraka amiko kosa ianao dia tsy handeha aho. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa namaly an’i Debôrà i Baràka nanao hoe: –Raha handeha hiaraka amiko ianao, dia handeha aho; fa raha tsy handeha hiaraka amiko kosa ianao, dia tsy handeha aho. Baiboly Katolika Hoy i Baràka taminy: «Raha handeha miaraka amiko ianao, dia handeha aho fa raha tsy handeha hiaraka amiko ianao, dia tsy handeha aho». Baiboly Protestanta Malagasy Ary hoy Baraka taminy: Raha handeha hiaraka amiko hianao, dia handeha aho; fa raha tsy handeha hiaraka amiko kosa hianao, dia tsy handeha aho. Malagasy Bible Ary hoy Baraka taminy: Raha handeha hiaraka amiko ianao, dia handeha aho; fa raha tsy handeha hiaraka amiko kosa ianao, dia tsy handeha aho. La Bible en Malgache Ary hoy i Baraka tamin’i Debora: Raha handeha hiaraka amiko ianao dia handeha aho; fa raha tsy handeha hiaraka amiko kosa ianao dia tsy handeha aho. |
Fa hoentaniko i Siserà lehiben’ny tafik’i Jabîna ho tonga eo amoron’ny renirano Kisôna mba hanafika anao miaraka amin’ny kalesiny sy ny andian-tafiny; dia hatolotro eo an-tananao izy.
Ka hoy i Debôrà taminy: –Handeha hiaraka aminao aho, saingy tsy hisy voninahitra ho anao izao dia halehanao izao, satria ho eo an-tanam-behivavy no hanoloran’ny TOMPO an’i Siserà. Dia nandeha ho any Kedesa niaraka tamin’i Baràka i Debôrà.