Tamin’izany andro izany no naetrin’Andriamanitra teo anatrehan’ny Israelita i Jabîna mpanjaka kanahanita.
Mpitsara 4:24 - DIEM PROTESTANTA Fa nihamafy hatrany ny famelezan’ny Israelita azy ambara-pahafatiny azy mihitsy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary nampitomboin’ny Zanak’Israely hatrany hatrany ny famoretany an’i Jabina, mpanjakan’i Kanana, mandra-pandringany azy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa nihamafy hatrany ny famelezan’ny Israelita azy ambara-pahafatiny azy mihitsy. Baiboly Katolika Ary nihahery nanampatra ny tanany tamin’i Jabìna, mpanjakan’i Kanaana, ny zanak’i Israely, mandra-pandevony an’i Jabìna mpanjakan’i Kanaana. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny tànan’ny Zanak’Isiraely nihahery tamin’i Jabina, mpanjakan’i Kanana, mandra-pandringany azy. Malagasy Bible Ary ny tanan'ny Zanak'Isiraely nihahery tamin'i Jabina, mpanjakan'i Kanana, mandra-pandringany azy. La Bible en Malgache Ary nampitomboin’ny Zanak’Israely hatrany hatrany ny famoretany an’i Jabina, mpanjakan’i Kanana, mandra-pandringany azy. |
Tamin’izany andro izany no naetrin’Andriamanitra teo anatrehan’ny Israelita i Jabîna mpanjaka kanahanita.
Tamin’izany andro izany i Debôrà dia nihira niaraka tamin’i Baràka zanakalahin’i Abinôhama ka nanao hoe:
Hampihariko amin’i Helỳ sy ny taranany amin’izany andro izany ny loza rehetra, efa nambarako hamelezana azy; eny, hampihariko hatramin’ny voalohany ka hatramin’ny farany izany.