Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Mpitsara 3:22 - DIEM PROTESTANTA

Difotra mbamin’ny zarany sady voasaron’ny tavin’ity mpanjaka ny lelan-tsabatra, satria tsy notsoahin’i Ehoda teo amin’ny kibony.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

ka difotra mbamin’ny zarany ary voasaron’ny tavin’i Eglona ny lelan-tsabatra ary tsy notsoahiny tamin’ny kibony; ary niboroaka tany amin’ny fitombenany izany.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Difotra mbamin’ny zarany sady voasaron’ny tavin’ity mpanjaka ny lelan-tsabatra, satria tsy notsoahin’i Ehoda teo amin’ny kibony.

Jereo ny toko

Baiboly Katolika

Ka ny lelan-tsabatra dia difotra mban-jarany ary nikatona teo ambonin’ny lelan-tsabatra ny taviny fa tsy notsoahiny tamin’ny kibony ny sabatra ary tafagorobaka hatrany an-damosiny.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

ary difotra mbamin’ny zarany, ka voasaron’ny taviny ny lelan-tsabatra, ka dia tsy nanatsoaka ny sabatra tamin’ny kibony izy; ary niboroaka teo amin’ny vodiny izany.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

ary difotra mbamin'ny zarany, ka voasaron'ny taviny ny lelan-tsabatra, ka dia tsy nanatsoaka ny sabatra tamin'ny kibony izy; ary niboroaka teo amin'ny vodiny izany.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

ka difotra mbamin’ny zarany ary voasaron’ny tavin’i Eglona ny lelan-tsabatra ary tsy notsoahiny tamin’ny kibony; ary niboroaka tany amin’ny fitombenany izany.

Jereo ny toko



Mpitsara 3:22
2 Rohy Ifampitohizana  

Ary nalain’i Ehoda tamin’ny tanany havia ilay sabatra nanolotra ny feny ankavanana, ka natsatony tamin’ny kibon’i Heglôna.


Taorian’izany, rehefa avy nandrindrina sy nanidy ny varavaran’ilay efitrano i Ehoda, dia nivoaka avy teo am-baravarankely.