Ary i Samsôna nilaza tamin’ireo hoe: –Hanao ankamantatra aminareo aho. Koa raha milaza ny valiny amiko ato anatin’ny fito andro fanaovam-panasàna ianareo, dia homeko lobaka telopolo tsara tarehy sy akanjo telopolo fitondra mianjaika.
Mpitsara 14:13 - DIEM PROTESTANTA Raha tsy izany kosa, dia ianareo no hanome ahy lobaka telopolo tsara tarehy sy akanjo telopolo fitondra mianjaika. Ka hoy ny navaliny azy: –Ataovy àry ny ankamantatrao, fa mihaino anao izahay. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Fa raha tsy mahalaza amiko kosa ny valiny ianareo dia homenareo lobaka telopolo sy akanjo intelopolo miova aho. Dia hoy izy ireo: Lazao ary ny ankamantatra fa mihaino izahay. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Raha tsy izany kosa, dia ianareo no hanome ahy lobaka telopolo tsara tarehy sy akanjo telopolo fitondra mianjaika. Ka hoy ny navaliny azy: –Ataovy àry ny ankamantatrao, fa mihaino anao izahay. Baiboly Katolika Fa raha tsy mahalaza ny heviny amiko kosa ianareo, dia ianareo no hanome ahy ny akanjo lobaka telopolo sy akanjo telopolo atao fanovana». Baiboly Protestanta Malagasy Fa raha tsy mahalaza amiko kosa hianareo, dia homenareo lobaka telo-polo sy akanjo intelo-polo miova aho. Dia hoy izy ireo: Ataovy ary ny fampanonona mba hohenoinay. Malagasy Bible Fa raha tsy mahalaza amiko kosa ianareo, dia homenareo lobaka telo-polo sy akanjo intelo-polo miova aho. Dia hoy izy ireo: Ataovy ary ny fampanonona mba hohenoinay. La Bible en Malgache Fa raha tsy mahalaza amiko kosa ny valiny ianareo dia homenareo lobaka telopolo sy akanjo intelopolo miova aho. Dia hoy izy ireo: Lazao ary ny ankamantatra fa mihaino izahay. |
Ary i Samsôna nilaza tamin’ireo hoe: –Hanao ankamantatra aminareo aho. Koa raha milaza ny valiny amiko ato anatin’ny fito andro fanaovam-panasàna ianareo, dia homeko lobaka telopolo tsara tarehy sy akanjo telopolo fitondra mianjaika.
Dia hoy i Samsôna taminy: –Inona àry izany? Ilay mihinana no ipoiran’ny hanina, ilay mahery no ipoiran’ny mamy. Tapitra ny telo andro, nefa mbola tsy nahalaza ny valin’ilay ankamantatra ihany ireo tovolahy.