Dia nody tany an-tranony ravehivavy ka niteny tamin’ny vadiny hoe: –Nisy lehilahin’Andriamanitra tonga tamiko. Toa anjelin’Andriamanitra no fijery azy satria nahatahotra mihitsy izy. Tsy nanontaniako izay niaviany ary tsy nambarany ahy ny anarany.
Mpitsara 13:10 - DIEM PROTESTANTA koa nihazakazaka ravehivavy nampandre azy hoe: –Miseho amiko ao indray ange ilay lehilahy tonga tamiko indray andro. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nihazakazaka haingana Ravehivavy ka nanambara tamin’ny vadiny hoe: Indro, niseho tamiko indray ny lehilahy izay tonga tamiko tamin’ilay indray andro! Dikateny Iombonana Eto Madagasikara koa nihazakazaka ravehivavy nampandre azy hoe: –Miseho amiko ao indray ange ilay lehilahy tonga tamiko indray andro. Baiboly Katolika ka lasa nihazakazaka faingana ravehivavy hampandre izany ny lahy, ka nilaza taminy hoe: «Indro niseho tamiko ilay lehilahy tonga amiko indray andro irỳ». Baiboly Protestanta Malagasy Dia nihazakazaka faingana ravehivavy ka nanambara tamin’ny vadiny hoe: Indro, niseho tamiko indray ny lehilahy izay tonga tamiko tamin’ilay indray andro. Malagasy Bible Dia nihazakazaka faingana ravehivavy ka nanambara tamin'ny vadiny hoe: Indro, niseho tamiko indray ny lehilahy izay tonga tamiko tamin'ilay indray andro. La Bible en Malgache Dia nihazakazaka haingana Ravehivavy ka nanambara tamin’ny vadiny hoe: Indro, niseho tamiko indray ny lehilahy izay tonga tamiko tamin’ilay indray andro! |
Dia nody tany an-tranony ravehivavy ka niteny tamin’ny vadiny hoe: –Nisy lehilahin’Andriamanitra tonga tamiko. Toa anjelin’Andriamanitra no fijery azy satria nahatahotra mihitsy izy. Tsy nanontaniako izay niaviany ary tsy nambarany ahy ny anarany.
Dia nohenoin’Andriamanitra ny fangatahan’i Manôà; koa niseho tamin-dravehivavy indray ilay anjely raha mbola tany an-tsaha izy. Tsy tafaraka taminy anefa ny lahy;